9 Ary raha misy voataona ny mpaminany ka milaza zavatra, dia Izaho Jehovah no nitaona izany mpaminany izany; ary hahinjitro aminy ny tanako, ka hofongorako tsy ho eo amin'ny Isiraely oloko izy.
Vakio ny toko manontolo Ezekiela 14
Jereo Ezekiela 14:9 amin'ny teny manodidina.