Ezekiela 14:8 MG1865

8 ary hanandrina izany olona izany ny tavako, ka hataoko mahita loza izy mba ho famantarana sy ho ohabolana, ary hofongorako tsy ho eo amin'ny oloko izy; ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 14

Jereo Ezekiela 14:8 amin'ny teny manodidina.