Ezekiela 16:19 MG1865

19 Ary ny haniko izay nomeko anao koa, dia ny koba tsara toto sy ny diloilo ary ny tantely, izay nafahako anao, dia napetrakao teo anoloan'ireo ho hanitra ankasitrahana; teo tokoa izany, hoy Jehovah Tompo.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 16

Jereo Ezekiela 16:19 amin'ny teny manodidina.