Ezekiela 16:20 MG1865

20 Ary nentinao ny zanakao-lahy sy ny zanakao-vavy, izay naterakao ho Ahy, dia novonoinao ho fanatitra ho an'ireo mba hohanina. Moa zavatra kely va izany fijangajanganao izany?

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 16

Jereo Ezekiela 16:20 amin'ny teny manodidina.