Ezekiela 16:25 MG1865

25 Ary teny an-tsampanan-dalana rehetra no nanaovanao ny fitoerana avonao, ary novetavetainao ny hatsaran-tarehinao, ka nabahanao ho amin'ny mpandalo rehetra ny tongotrao, ary nampitomboinao ny fijangajanganao.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 16

Jereo Ezekiela 16:25 amin'ny teny manodidina.