26 Hianao efa nijangajanga tamin'ny zanak'i Egypta be nofo izay mifanila fonenana aminao; ary nampitomboinao ny fijangajanganao ka nampahatezitra Ahy.
Vakio ny toko manontolo Ezekiela 16
Jereo Ezekiela 16:26 amin'ny teny manodidina.