Ezekiela 16:27 MG1865

27 Ary, indro, nahinjitro taminao ny tanako. ka nahenako ny anjara-haninao, ary natolotro ho amin'ny sitrapon'izay mankahala anao ianao, dia ny zanakavavin'ny Filistina, izay menatra noho ny fahavetavetana fanaonao.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 16

Jereo Ezekiela 16:27 amin'ny teny manodidina.