Ezekiela 16:28 MG1865

28 Ary nijangajanga tamin'ny zanak'i Asyria koa ianao noho ny tsi-fahafaham-ponao; eny, nijangajanga taminy ianao, nefa mbola tsy afa-po ihany.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 16

Jereo Ezekiela 16:28 amin'ny teny manodidina.