Ezekiela 16:29 MG1865

29 Ary mbola nampandrosoinao ihany ny fijangajanganao hatrany amin'ny tanin'ny mpandranto. Dia hatrany Kaldea; fa na tia tamin'izany aza dia mbola tsy afa-po ihany ianao.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 16

Jereo Ezekiela 16:29 amin'ny teny manodidina.