3 ka ataovy hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo amin'i Jerosalema: Ny tany Kanana no nahaterahanao sy nahabe anao; Amorita no rainao, ary Hetita no reninao.
Vakio ny toko manontolo Ezekiela 16
Jereo Ezekiela 16:3 amin'ny teny manodidina.