Ezekiela 16:4 MG1865

4 Ary ny amin'ny nahaterahanao, dia tsy voatapaka akory ny tadim-poitrao tamin'ny andro nahaterahanao, ary tsy voampandro tamin'ny rano ianao, na voahosotra sira, na voahodidina lamban-jaza akory.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 16

Jereo Ezekiela 16:4 amin'ny teny manodidina.