Ezekiela 16:5 MG1865

5 Tsy nisy maso niantra anao hanao izany aminao, na dia iray akory amin'ireo zavatra ireo aza, mba hamindra fo aminao; fa nariana tany an-tsaha ianao, satria natao ho zava-maharikoriko ianao tamin'ny andro nahaterahanao.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 16

Jereo Ezekiela 16:5 amin'ny teny manodidina.