45 Hianao dia zanakavavin-dreninao, izay mahafoy ny vadiny aman-janany; ary ianao dia rahavavin'ireo rahavavinao, izay nahafoy ny vadiny aman-janany; Hetita no reninareo, ary Amorita no rainareo.
Vakio ny toko manontolo Ezekiela 16
Jereo Ezekiela 16:45 amin'ny teny manodidina.