Ezekiela 16:46 MG1865

46 Samaria no zokinao-vavy, dia izy sy ny zananivavy izay monina eo an-kavianao; ary ny zandrinao vavy, izay monina amin'ny an-kavananao, dia Sodoma sy ny zananivavy.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 16

Jereo Ezekiela 16:46 amin'ny teny manodidina.