Ezekiela 17:15 MG1865

15 Fa niodina taminy izy ka naniraka olona hankany Egypta, mba hanome soavaly sy olona maro azy ireo. Moa hambinina va izy? Ho afa-mandositra va izay manao toy izany? Nivadika ny fanekena izy, ka ho afa-mandositra va?

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 17

Jereo Ezekiela 17:15 amin'ny teny manodidina.