Ezekiela 17:16 MG1865

16 Raha velona koa Aho, hoy Jehovah Tompo, dia any amin'ny tanin'ilay mpanjaka nampanjaka azy sady nampianiana azy nefa nohamavoiny ny fianianana, ary nivadihany ny fanekeny eny, any amin'io, any Babylona, no hahafatesany.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 17

Jereo Ezekiela 17:16 amin'ny teny manodidina.