Ezekiela 17:20 MG1865

20 Ary ny fandrika haratoko dia hovelariko aminy, ka ho voan'ny fandriko izy, ary ho entiko any Babylona ka hotsaraiko any noho ny nivadihany tamiko.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 17

Jereo Ezekiela 17:20 amin'ny teny manodidina.