Ezekiela 17:24 MG1865

24 Ary ho fantatry ny hazo rehetra any an-tsaha fa Izaho Jehovah no efa nanetry ny hazo avo ka nanandratra ny hazo iva ary nandazo ny hazo maitso ka nampaniry ny hazo maina; Izaho Jehovah no niteny sady nanao izany.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 17

Jereo Ezekiela 17:24 amin'ny teny manodidina.