23 Ao amin'ny tendrombohitra avon'ny Isiraely no hamboleko azy; ary handrantsana sy hamoa izy ka ho tonga sedera tsara indrindra, ary ny vorona samy hafa rehetra hitoetra ao aminy; ao amin'ny alokaloky ny rantsany no hitoerany.
Vakio ny toko manontolo Ezekiela 17
Jereo Ezekiela 17:23 amin'ny teny manodidina.