Ezekiela 17:5 MG1865

5 Nangalany koa ny voan-javatra tamin'ny tany ka namboleny tao amin'ny tany lonaka; nentiny ho eo amoron'ny rano be iny ka nataony araka ny fanao amin'ny hazomalahelo.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 17

Jereo Ezekiela 17:5 amin'ny teny manodidina.