Ezekiela 17:6 MG1865

6 Dia naniry iny ka tonga voaloboka iva misandrahaka, mba hitodihan'ny rantsany ho eo aminy ary ny fakany ho ao ambaniny; ka dia tonga voaloboka izy ka nandrantsana sy nanaroka.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 17

Jereo Ezekiela 17:6 amin'ny teny manodidina.