Ezekiela 19:10 MG1865

10 Ny reninao dia tahaka ny voalobota voavoly teo amoron-drano Tamin'ny andro niadananao: Vokatra sady nanaroka izy azon'ny rano be,

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 19

Jereo Ezekiela 19:10 amin'ny teny manodidina.