Ezekiela 19:11 MG1865

11 Ka nisy rantsany mafy azo natao tehim-panjakana ho an'izay manapaka, dia tonga avo izy ka nitehika tamin'ny rahona matevina, ary niseho tamin'ny hahavony izy noho ny hamaroan'ny rantsany.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 19

Jereo Ezekiela 19:11 amin'ny teny manodidina.