Ezekiela 19:12 MG1865

12 Nefa nongotana tamin'ny fahavinirana izy ka nazera ho amin'ny tany, ary ny rivotra avy any atsinanana no nahamaina ny voany; Ny rantsany mafy dia tapaka ka maina; Levon'ny afo ireny.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 19

Jereo Ezekiela 19:12 amin'ny teny manodidina.