Ezekiela 20:30 MG1865

30 Koa ataovy amin'ny taranak'Isiraely hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Moa mandoto tena araka ny fanaon'ny razanareo va ianareo, sy mijangajanga manaraka ny fahavetavetany va,

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 20

Jereo Ezekiela 20:30 amin'ny teny manodidina.