Ezekiela 20:31 MG1865

31 ary mandoto tena amin'ny sampinareo rehetra mandraka androany va ianareo amin'ny anateranareo ny fanomezanareo sy ny ampandehananareo ny zanakareo hamaky ny afo? Ary Izaho va hety hanontanianareo, ry taranak'Isiraely? Raha velona koa Aho, hoy Jehovah Tompo, tsy hety hanontanianareo mihitsy Aho.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 20

Jereo Ezekiela 20:31 amin'ny teny manodidina.