Ezekiela 20:41 MG1865

41 Hankasitrahako toy ny hanitra ankasitrahana ianareo amin'ny hitondrako anareo mivoata avy any amin'ny firenena sy ny hamoriako anareo avy any amin'ny tany samy hafa nampielezana anareo, ka dia hiseho ho masina eo anatrehan'ny jentilisa Aho amin'ny hataoko aminareo.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 20

Jereo Ezekiela 20:41 amin'ny teny manodidina.