Ezekiela 20:42 MG1865

42 Ary ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah, raha mitondra anareo ho any amin'ny tanin'ny Isiraely Aho, dia ny tany izay nananganako tanana nomena ny razanareo.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 20

Jereo Ezekiela 20:42 amin'ny teny manodidina.