Ezekiela 22:15 MG1865

15 Ary haeliko ho any amin'ny jentilisa sy hahahako ho any amin'ny tany samy hafa ianao, ary holevoniko ho afaka aminao mihitsy ny fahalotoanao.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 22

Jereo Ezekiela 22:15 amin'ny teny manodidina.