Ezekiela 22:18 MG1865

18 Ry zanak'olona, ny taranak'Isiraely dia efa tonga tain-drendrika amiko; izy rehetra dia varahina sy vifotsy sy vy ary firaka ao anatin'ny memy; eny, efa tonga taim-bolafotsy izy.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 22

Jereo Ezekiela 22:18 amin'ny teny manodidina.