Ezekiela 22:19 MG1865

19 Koa izao no lazain'i Jehovah Tompo: Noho ny nahatongavanareo rehetra ho tain-drendrika, dia, indro, hangoniko ho ao Jerosalema ianareo.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 22

Jereo Ezekiela 22:19 amin'ny teny manodidina.