17 Ary tonga tany aminy ho ao amin'ny fandriam-pitiavana ireny zanakalahin'i Babylona ka nandoto azy tamin'ny fijangajangany; ary nony efa voaloton'ireny izy, dia niombotra niala taminy kosa ny fanahiny.
Vakio ny toko manontolo Ezekiela 23
Jereo Ezekiela 23:17 amin'ny teny manodidina.