Ezekiela 23:18 MG1865

18 Ary rehefa naneho ny fijangajangany sy nampiseho ny fitanjahany izy, dia niombotra niala taminy ny fanahiko, toy ny efa niombotan'ny fanahiko niala tamin'ny rahavaviny ihany.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 23

Jereo Ezekiela 23:18 amin'ny teny manodidina.