Ezekiela 24:17 MG1865

17 Misentoa malemilemy ihany ianao, fa aza mitomany na misaona ny maty; afehezo aminao ny hamamanao, ary asio kiraro ny tongotrao, ary aza manarona ny saokanao na mihinana ny fahan-kanina aterin'olona.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 24

Jereo Ezekiela 24:17 amin'ny teny manodidina.