18 Ary nony maraina dia niteny tamin'ny olona aho; ary nony hariva dia maty ny vadiko; ary nony maraina indray dia nanao araka ny efa nandidiana ahy aho.
Vakio ny toko manontolo Ezekiela 24
Jereo Ezekiela 24:18 amin'ny teny manodidina.