6 Fa izao no lazain'i Jehovah Tompo: Noho ny nitehafanao tanana sy ny nitotoanao tamin'ny tongotrao ary ny nifalian'ny fonao tamin'ny fanaovana tsinontsinona ny tanin'ny Isiraely,
Vakio ny toko manontolo Ezekiela 25
Jereo Ezekiela 25:6 amin'ny teny manodidina.