Ezekiela 26:7 MG1865

7 Fa izao no lazain'i Jehovah Tompo: Indro, ho entiko avy any avaratra ho any Tyro Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona, andrianan'ny andriana, mitondra soavaly sy kalesy sy mpitaingin-tsoavaly ary vahoaka betsaka.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 26

Jereo Ezekiela 26:7 amin'ny teny manodidina.