Ezekiela 27:21 MG1865

21 Arabia sy ireo andriandahin'i Kedara rehetra no nandranto tany aminao, ka zanak'ondry sy ondrilahy ary osilahy no nentiny natao varotra tao aminao.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 27

Jereo Ezekiela 27:21 amin'ny teny manodidina.