Ezekiela 27:22 MG1865

22 Ny mpandranto avy any Sheba sy Rama no mpandranto nankany aminao, Ka zava-manitra tsara indrindra sy vato soa samy hafa karazana ary volamena no nentiny natakalo ny entanao.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 27

Jereo Ezekiela 27:22 amin'ny teny manodidina.