17 Niavonavona ny fonao noho ny hatsaran-tarehinao; Efa nahasimba ny fahendrenao mbamin'ny famirapiratanao ianao; Nazerako eny an-tany ianao sady natolotro ho fitalanjonan'ireo mpanjaka,
Vakio ny toko manontolo Ezekiela 28
Jereo Ezekiela 28:17 amin'ny teny manodidina.