Ezekiela 28:18 MG1865

18 Noho ny haben'ny helokao tamin'ny tsi-fahamarinan'ny varotrao, dia voalotonao ny fitoeranao masina; Koa izany no hamoahako afo avy ao aminao handevona anao, ary hataoko tonga lavenona eny ambonin'ny tany ianao eo imason'izay rehetra mijery anao.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 28

Jereo Ezekiela 28:18 amin'ny teny manodidina.