Ezekiela 30:10 MG1865

10 Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Ny tànan'i Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona, no ho entiko mahafoana ny horakorak'i Egypta.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 30

Jereo Ezekiela 30:10 amin'ny teny manodidina.