Ezekiela 30:11 MG1865

11 Izy sy ny vahoakany manaraka azy, dia ireo masiaka indrindra amin'ny firenena, no ho entina handrava ny tany; Ary hanatsoaka ny sabany hamely an'i Egypta ireny, ka ho feno faty ny tany.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 30

Jereo Ezekiela 30:11 amin'ny teny manodidina.