Ezekiela 30:21 MG1865

21 Ry zanak'olona, ny sandrin'i Farao, mpanjakan'i Egypta, dia efa notorotoroiko, ary he! tsy noharatoina mba ho sitrana izy, na nofehezina lamba, mba hanatanjaka azy hahatan-tsabatra.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 30

Jereo Ezekiela 30:21 amin'ny teny manodidina.