Ezekiela 30:22 MG1865

22 Koa izany no nanaovan'i Jehovah Tompo hoe: Indro, efa hamely an'i Farao, mpanjakan'i Egypta, Aho, ka hotorotoroiko ny sandriny, na ny mbola matanjaka, na ny efa torotoro; Ary hampilatsaka ny sabatra eny an-tànany Aho.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 30

Jereo Ezekiela 30:22 amin'ny teny manodidina.