Ezekiela 30:4 MG1865

4 Ary hisy sabatra tonga any Egypta sy fangorohoroana fatratra any Etiopia, raha miampatrampatra any Egypta ny voatrabaka; Ary ho lasa ny hareny, sady ho rava ny fanorenany.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 30

Jereo Ezekiela 30:4 amin'ny teny manodidina.