Ezekiela 30:5 MG1865

5 Etiopia sy Libya sy Lydia sy ny olona samy hafa firenena rehetra sy ny Kobiana sy ny zanaky ny tany vita fanekena dia hiaraka ho lavon-tsabatra aminy.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 30

Jereo Ezekiela 30:5 amin'ny teny manodidina.