Ezekiela 30:6 MG1865

6 Izao no lazain'i Jehovah: Ho lavo koa izay manohana an'i Egypta, ary hietry ny fiavonavonan'ny heriny; Hatrany Migdola ka hatrany Syena no ho lavon-tsabatra izy, hoy Jehovah Tompo.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 30

Jereo Ezekiela 30:6 amin'ny teny manodidina.