Ezekiela 31:3 MG1865

3 Indro, Asyria dia sedera tsara rantsana any Libanona ary misandrahaka manalokaloka sady mijoroaka avo, ka mitehika amin'ny rahona matevina ny tendrony.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 31

Jereo Ezekiela 31:3 amin'ny teny manodidina.