Ezekiela 33:16 MG1865

16 Ny fahotana rehetra izay nataony dia tsy hotsarovana aminy intsony; manao izay marina sy mahitsy izy, ka dia ho velona tokoa.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 33

Jereo Ezekiela 33:16 amin'ny teny manodidina.